|
|
|
|

Teny iditra1  tonon' andro
Singan-teny  2 tonona, 3 andro
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 vintana araka ny andro ahaterahana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 jours astrologiques. [1.10]
7 le destin du jour. [1.3, 1.5]
8 Le sort du jour, le bien ou le mal qu’il apporte avec lui. [1.3]
9 horoscope. [1.5]
Ohatra  10  fa savihiny ny tononandro fa zava-mahery ny tononandro. [2.48]
11  tononandro inona leiroa ity andro anio ity, hoy i Kadadra? [2.895#]
12  Izy no iankinan' ny rehetra hamantarana ny tononandro tsara ho fantatra na ny mahasoa na ny mandoza. [2.508#]
13  Atsy andrefana atsy misy vololondravina roa mifanatrika alao vintana alao tononandro fa na tsy mivady aza miranitra fadiro ny ahibahoaka fandrao halambahoaka an-tanana fadiro ny tsitohintohina fandrao tohim-pitia koa lavo [2.131]
Voambolana  14  Finoana
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02